Conservation des lémuriens
  • Projets
    • Maromizaha
    • Manombo
    • Festival Mondial des Lémuriens
    • Madagascar Lemurs Portal
    • Malagasy Primatological Society
    • Sifaka Conservation
  • L’Association
    • Qui Sommes-nous
    • Ressources
  • GERPGERP
  • News
    • Videos
  • Nous contacter
Lemur Conservation Network
27 Jul 2016

Lemur Conservation Network

RCOM Articles

Ny tambazotra fiarovana ny Varika/Gidro (Lemur Conservation Network) dia ivondronan’ireo fikambanana miohatra ny 40 mba hanantanteraka ny Drafitr’asa ho an’ny Varika (Lemur Action Plan), tetik’asa mihevitra fa tetibola eo amin’ny 7 tapitra dolara no afahana miaro ny Varika eto Madagasikara.
Misy tetik’asa vaovao mikendry ny ampiray ny ezaka ankapobeny ho fiarovana ny karazan-biby miteraka mitady ho lany tamingana.

Washington, DC (USA) –Iray taona izay, primatologista/mpikaroka momba ny Primates avy amin’ny Bristol zoological Society, Conservation International sy ny “Primate Specialist Group” avy amin’ny “Species Survival Commission” eo anivon’ny “International Union for Conservation of Nature” dia namoaka drafitr’asa mandritra ny 3 taona ho fiarovana ny Varika an’i Madagasikara (Lemur Action Plan). Karakarain’ny “primatologista”anjatony maneran-tany ilay drafitr’asaka mikendry toerana nofinidy ho manan-danja 30 manerana an’i Madagasikara izay miaraka amin ‘ny fiarovana stratejika maika.

Tao anatin’ny herintaona dia mihoatra ny 40 ny fikambanana mivondrona mba hananganany”Lemur Conservation Network” (www.lemurconservationnetwork.org) ho fandrindrana ny fiarovana eto Madagasikara sy hanainga ny mpanome antsitra-po hanampy ny drafitr’asa Varika izay mitentina 7 tapitrisa dolara. Ity toro-lalana amin’ny fanomezana amin’ny aterineto (internet) ity dia mba hanamora ireo mpanome antsitrapo ahita ireo fikambanana miaro ny Varika ary hanao izay hanintona olona amin’ny alalan’ireo mpikaroka sy mpitarika amin’ny fiarovana. Ity tambazotra ity (Network) dia ahitana vondrona fanta-daza toa an’ny Conservation International, WWF Madagascar ary Centre ValBio ankoatran’ ireo vondrona amin’ny habehiny samihafa avy any Etazonia, Frantsa, Germany, Angletera ary Madagasikara izay ahitana ny Association Mitsinjo sy ny Ivontoerana Famonjena ny Maki an’i ONG Reniala.

Mba ahamoronana ny fampandehanana ny Lemur Conservation Network, ny IUCN SSC Primate Specilist Group dia miara-miasa amin’I Lynne Venart avy amin’ny Washington design firm The Art Monkey LLC (www.theartmonkey.com). Noho ny fitiavany Varika sy ny fahaizany manokana momba ny famoronana tranokalam-pifandraisana (web designer)azy, Venart dia miaiky fa ny drafitr’asa Varika dia mila fanampiana amin’ny fanoroana ny fomba fanomezana amin’ny alalan’ny tranokala, noho izany Venart sy ny mpanolo-tsaina avy amin’ny IUCN SSC Primate Specialist Group dia mikendry ny hamorona sehatra”ivondronan’ireo fikambanana Malagasy miasa ho an’ny Varika sy ampiroboroboana ny fiarovanaazy ireo ho an’ny olona maneran-tany. Dr. Christoph Schwitzer avy amin’ny Bristol Zoological Society, izay nanoratra ny Drafir’asa Varika sady mpanolo-tsaina ao amin’ny Lemur Conservation Network dia milaza fa:” Ny Drafitr’asa an’i IUCN dia manome antsika fitaovana iadiana amin’ny fandringanana ny Varika. Ny zava-misy dia izao raha tsy miara-miasa malaky isika dien’izao dia mety tsy ahita karazam-barika iray ao anatin’ny taon-jato 2, izay sambany. Nyzava-dehibe amin’ny ity tetik’asa ity izay efa nomarihina ao amin’ny drafitr’asa Varika –n’i IUCN dia tsy azo hodian-tsy hita.

Maherin’ny 90% ny karazana Varika izay ahiana ho lany tamingana dia mila fepetra matotra fiarovana haingana. Maherin’ny 80% ny alan’i Madagasikara efa rava ka tsy misyVarika ary mbola ahiana koa ny fihazan’ azy ireny sy famarotana tsy ara-dalana izay mampidi-doza ny Varika. Vokatry ny fanadihadiana natao no nahafantarana fa Varika miisa 28.000 no tombanana fa any amin’ny olona tsy nahazo alalana hitazona Varika. Dr. Russ Mittermeier, filohan’ny IUCN SSC Primate Specialist Group sady filohal efitry ny Conservation International dia milaza fa “Tsy misy fisalasalana fa ny Varika dia mampiavaka an’i Madagasikara maneran-tany ary misy tombony lehibe eo amin’ny lafiny siantifika, ara-kolotsaina ary ekonomika ny fisian’izy ireo. Ny governemanta sy ny fiaraha-monim-pirenena amin’ny dingana rehetra dia tokony hifantoka amin’ny fiarovana ny Varika.”

“Ny Varika dia toy ny gisa manome sy mikotrika atody volamena ho an’I Madagasikara, ka ny mpizahan-tany dia tsy ho avy hijery ala babangoana tsy misy Varika. Anarivony ireo fianakaviana miaina amin’ny sehatry ny fizahantany” hoy Dr. Jonah Ratsimbazafy, filoha lefitry ny IUCN SSC Primate Specialist Group sady sekretera jeneralin’ny GERP, fikambanana mampifandray ny siantifika Malagasy amin’ny fianakaviam-be iraisampirenena mba hampiroboroboana ny fahaiza-miaro ny Varika ao an-toerana voajanahary misy azy.

Dr. Steig Johnson, mpanolon-tsaina ao amin’ny Lemur Conservation Network dia te hilaza hoe: “Ny Varika dia mitana anjar’andraikitra lehibe ao amin’ny fitomboana sy fihitaran’ny ala. Koa raha tsy misy azy dia mety tsy hahita ireo tontolo voajanahary izay manome rano madio sy sakafo ary fialofana ho an’ny olona maro any ambanivohitr’i Madagasikara. Fiarovana ny Varika midika fiarovanany foto-piveloman’nyolona.” Ny fanokafana ny fandehanan’ny tranokala www.lemurconservationnetwork.org amin’ny fomba ofisialy, 25 Febroary. Ny 19 Martsa, ny tambazotra dia mampiantrano nylanonam-panokafana atao ao amin’ny Right Proper Brewing Company ao Washington, D.C.

Ny mombamomba ny Lemur Conservation Network rehetra dia hita ao amin’ny www.lemurconservationnetwork.org/presskit/. Afaka hita ao amin’ny pejy facebook (www.facebook.com/lemurconservationnetwork) sy twitter (www.twitter.com/LemurNetwork) ihany koa.

Contact médias Franophone/Malagasy

Jonah Ratsimbazafy | Conseiller du projet Lemur Conservation Network

+261 20 22 660 48 | +261 33 12 338 83

jonah@gerp-mg.org

Contact médias Anglophone

Christoph Schwitzer |Conseiller du projet Lemur Conservation

Directeur de la conservation Bristol Zoological Society

Royaume-Uni tel:0117 974 7358 | cschwitzer@bristolzoo.org

Share this:

  • Click to share on Twitter (Opens in new window)
  • Click to share on Facebook (Opens in new window)
  • Click to share on Google+ (Opens in new window)

Related

Est-Il possible que les habitants de la forêt et les être humains vivent en HARMONIE?

Related Posts

APPEL A RECRUTEMENT D’UN (01) MANAGER (H/F)  Poste basé à Antananarivo

Articles, News feed

APPEL A RECRUTEMENT D’UN (01) MANAGER (H/F) Poste basé à Antananarivo

Fundraising matching campaign – CONSERVATION ALLIES

Articles, News feed

Fundraising matching campaign – CONSERVATION ALLIES

Un véritable symbole d’espoir pour la conservation 28 Octobre 2021

Articles, News feed

Un véritable symbole d’espoir pour la conservation 28 Octobre 2021

chercher

Les plus vues

  • JUIN 2022: APPEL À RECRUTEMENT D’UN COMPTABLE SUR SITEJUIN 2022: APPEL À RECRUTEMENT D’UN COMPTABLE SUR SITE
    June 15, 2022
  • APPEL A RECRUTEMENT D’UN (01) MANAGER (H/F)  Poste basé à AntananarivoAPPEL A RECRUTEMENT D’UN (01) MANAGER (H/F) Poste basé à Antananarivo
    February 11, 2022
  • Fundraising matching campaign – CONSERVATION ALLIESFundraising matching campaign – CONSERVATION ALLIES
    November 8, 2021
  • Un véritable symbole d’espoir pour la conservation 28 Octobre 2021Un véritable symbole d’espoir pour la conservation 28 Octobre 2021
    November 4, 2021
  • Nouveaux Timbres Postes à l’effigieNouveaux Timbres Postes à l’effigie
    October 26, 2021

Archives

  • June 2022
  • February 2022
  • November 2021
  • October 2021
  • September 2021
  • August 2021
  • July 2021
  • June 2021
  • May 2021
  • April 2021
  • July 2020
  • June 2020
  • May 2020
  • April 2020
  • March 2020
  • February 2020
  • November 2019
  • October 2019
  • September 2019
  • August 2019
  • July 2019
  • June 2019
  • May 2019
  • February 2019
  • December 2018
  • October 2018
  • September 2018
  • August 2018
  • July 2018
  • June 2018
  • April 2018
  • March 2018
  • February 2018
  • January 2018
  • December 2017
  • October 2017
  • July 2017
  • March 2017
  • February 2017
  • January 2017
  • December 2016
  • November 2016
  • October 2016
  • September 2016
  • August 2016
  • July 2016

Categories

  • Articles
  • Articles Scientifiques
  • espece de lemuriens
  • Evénement
  • Manombo
  • Maromizaha
  • News feed
  • Uncategorized
  • Video

Featured Downloads

  • la foret de mada 1899 (905 downloads)
  • Last chance for Madagascar’s biodiversity (358 downloads)
  • lemurs_out_on_a_limb (709 downloads)
  • lemurs_part_1 (711 downloads)
  • lemurs_part_2 (587 downloads)
  • liste_new_members (866 downloads)
  • liste_oiseaux_maromizaha (530 downloads)
  • list_reptile (613 downloads)
  • mamal_species (580 downloads)
  • plant_species (642 downloads)
March 2023
M T W T F S S
« Jun    
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031  
  • Facebook
  • YouTube
Archives
  • June 2022
  • February 2022
  • November 2021
  • October 2021
  • September 2021
  • August 2021
  • July 2021
  • June 2021
  • May 2021
  • April 2021
  • July 2020
  • June 2020
  • May 2020
  • April 2020
  • March 2020
  • February 2020
  • November 2019
  • October 2019
  • September 2019
  • August 2019
  • July 2019
  • June 2019
  • May 2019
  • February 2019
  • December 2018
  • October 2018
  • September 2018
  • August 2018
  • July 2018
  • June 2018
  • April 2018
  • March 2018
  • February 2018
  • January 2018
  • December 2017
  • October 2017
  • July 2017
  • March 2017
  • February 2017
  • January 2017
  • December 2016
  • November 2016
  • October 2016
  • September 2016
  • August 2016
  • July 2016
© GERP 2023
RCOM_Valiha