Accord de collaboration GERP – COTISSE
Natao ny 14 Febroary 2018 ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo @ koperativa Fitanterana Cotisse (PDG Alain Eddy Nantenaina Rakotoarisoa) sy ny Fikambanana Miaro ny Varika GERP (Pr Jonah Ratsimbazafy). Izany no natao dia ho fampisehoana amintsika fa afaka miara-miasa tsara ny mpitatitra sy ny mpiaro tontolo iainana. Santionany @ izany moa dia ny fambolen-kazo ho atao any Maromizaha ny 21 febroary 2018 hiarahan’ny GERP sy ny Cotisse. Mbola maro ireo tetik’asa hiarahana manao. Oh. Handray anjara amin’ny fankalazana ny Dihin’ny Varika Maneran-tany (Festivam Mondial des Lémuriens) ny Cotisse manomboka @ ity taona 2018 ity. Satria mitovy ny fomba fijery sy ny tanjona hampandrosoana ity firenena malalantsika ity, koa inona moa no misakana ny fiaraha-miasa ka hanao maodely ho an’ny hafa koa?
La signature d’un accord de collaboration entre la Cooperative de transport Cotisse par son PDG Mr Alain Eddy Nantenaina Rakotoarisoa et l’Association de conservation des lémuriens GERP par son Présidebnt Pr Jonah Ratsimbazafy a été faite le 14 février 2018. Nombreuses sont les différentes activités que GERP et Cotisse vont faire ensemble, entre-autres, le reboisement dans le NAP Maromizaha qui aura lieu le 21 février 2018 et la célébration du Festival des Lémuriens au mois d’Octobre 2018. Nous avons la même vision pour le développement de notre cher pays, alors pourquoi ne pas travailler ensemble pour atteindre nos objectifs?